|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitangoronana |
| Fototeny | 2tangorona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fivoriana betsaka manodidina tsy misy filaharana na filantoana: Endre izany fitangoronan'ny ankizy teo amin'ilay mpampiseho majika.
5. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6L'action de se grouper tout autour, le lieu, la cause.
[1.3#672] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|