|
|
|
|

Teny iditra1 fitangongoana
Fototeny  2tangongo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fivoriana betsaka miavosa na mifanakaiky mifanizina izaitsizy: Jereo ny fitangongoan' ny vitsika amin' ireto hotampary. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L'action de se grouper, le lieu, la cause. [1.3#672]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12