|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitango |
| Fototeny | 2tango |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mitango, izany hoe manapaka amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny laingon'ny anana; manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala..
5Azo tangosana.. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 fangito, 7 fitango, 8 fongaty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|