|
|
|
|

Teny iditra1 fitangitrihana
Fototeny  2tangitrika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Filentehana ao anaty...: Ny fitangitrihan' ny lefona ao anaty tany.
5Fiboiboihana, fifantsitsirana: Zava-mahagaga ny fitangitrihan' ny solitany avy any anaty tany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12