|
|
|
|

Teny iditra1 fitampisahana
Fototeny  2tampisaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Firaiketana amin-javatra iray, fianianana akaiky dia akaiky, famitsahana ao ambadika, ao anaty...: Ny fitampisahany tao anaty ahitra no tsy nahitan'ny fahavalo azy.
5
.
6Fiafenana, fierena: Noho ny fitampisahany tao an-tranonay no tsy nahazoan'ny mpanenjika azy.
7
. [1.1]

Fivaditsoratra  8 fitampisahana, 9 mitsapa fanahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12