|
|
|
|

Teny iditra1 fitaingenana
Fototeny  2taingina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiakarana na fipetrahana eny ambony zavatra: Noraran'i dada ny fitaingenana eny ambony hazo.
5
.
6Fipetrahana eo ambony na ao anaty fiara mandeha: Mila fahaizana mampifandanja tsara ny lanjan'ny tena havia sy havanana ny fitaingenana bisikileta.
7
. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8the act of riding astride, the act of riding. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9action de monter, spéc.
10à cheval ou à bicyclette. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07