|
|
|
|

Teny iditra1 fitaika
Fototeny  2taika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran'ny zavatra mitaika na mipatraka, milatsaka mahalankalana: Ny fitaikan'ny patrakala.
5
.
6Filatsahan'ny rano mahalankalana: Ny fitaikan'ny orana no nahatonga anay nandeha fa mbola mamy tokoa ny resaka.. [1.1]

Fivaditsoratra  7 atifika, 8 fitaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12