|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitahontahona |
| Fototeny | 2tahontahona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomban'ny olona mitahontahona, na midrahodraho, mitaraikiraiky.
5Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: Ny fitahontahony no nanalan'ny mpampiasa azy. 6. [1.1] |
| Tovy hevitra | 7fitahontahonana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|