|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitahiana |
| Fototeny | 2tahy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanampiana, fitsimbinana: Sitrana ihany izy noho ny fitahian'Andriamanitra.
5. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a blessing, a benediction.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7bénédiction ; cf.
8tsoka. [1.8] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 fitahiana, 11 ifitahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|