|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitafitafy |
| Fototeny | 2tafitafy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran'ny varavarana nitafitafy na mivoha kely tsy mirindrina tsara: Reko daholo ihany ny resakareo, na dia tsy nihevitra ny hihaino aza aho, noho ny fitafitafin'ny varavarana.
5. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|