|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fitady
Fototeny  2tady
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitady, mikaroka, mizaha: Tsy toy izao no fitady zavatra ao anaty mololo e!.
5Azo tadiavina, atao hotadiavina: Ny vola fitady, rankizy, ka aza kivy raha sendra maty antoka. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 fitady
Fototeny  7tady
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Toetran'ny zavatra vita tady. [1.1]
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02