|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fitadidy
Fototeny  2tadidy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitadidy na mahatsiaro: Asiana vono kely ny lambany: izany no fitadidin'ny Ntaolo ny hafatra izay natahorany sao hadino.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5manière de se souvenir. [1.3#640]
Ohatra  6 Aza fady, ry Ketaka, hoy izy fa misy olona tsy misy hafa tare hy aminao izao indriridra tamin' ny andron' ny nahatanora ahy, ka mba iza moa no anaranao hataoko fitadidy. [2.895#31]

Teny iditra (2/2)7 fitadidy
Fototeny  8tadidy
Sokajin-teny  9 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10Tsara hotadidina: Vanin'andro fitadidy ny andro androany ka soraty ao amin'ny diary.. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12