|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitaba |
| Fototeny | 2taba |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mitaba na manakorontana, na mihinan-javatra ka miosanosana ery eo am-pihinanana..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Ce qu' on saisit avec avidité, manière de saisir avec avidité.
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 6 fibata, FIBATA, 7 fitaba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|