|
|
|
|

Teny iditra1 fisotroana
Fototeny  2sotro
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitelemana rano, fitrohana rano amin'ny vava alohan'ny hitelemana azy: Ataovy miadana ny fisotroanao rano sao kofona ianao.
5
. [1.1]

Fivaditsoratra  6 anatsofory, 7 fanatorosy, 8 fisotroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12