|
|
|
|

Teny iditra1 fisosososoana
Fototeny  2sosososo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandrosoana sahisahy tsy am-pihambahambana, tsy miahotrahotra na misalasala: Tsy voatanan-dreniny Ikoto ka lasa tery anoloan'ny olona tery; tsy nisy tezitra na sasatra anefa nahita ny fisosososoany tery akaikin'ny mpandraharaha fa gaga sy homeny fotsiny.
5
.
6Fijolonjoloana tsy mahalala menatra: Lasa fanoherana ny fisosososoan'ny vinanto ao an-trano nefa ny rafozany eo am-pifosana azy indrindra.
7
. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12