|
|
|
|

Teny iditra1 fisosonana
Fototeny  2sosona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fisiana sosona na zavatra manampy avy ao anatiny: Ny fisosonan' ny akanjo dia mahatonga azy hafana sy matevina. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fisonasona, 6 fisosonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12