|
|
|
|

Teny iditra1 fisosoka
Fototeny  2sosoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra misosoka, asiana sosoka.
5Fomba entina misosoka, mankeo amin' ny toeran' olona, misalovana eo anoloan' olona. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12