|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisosohana |
| Fototeny | 2sosona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fananana sosoka na fanampiana lamba rovitra na marambato mba hitovy tantana: Hampihena betsaka ny vidiny ny fisosohan'itỳ palitao itỳ.
5Fankanesana ho eo amin'ny toeran'olon-kafa iray: Tsy nahateny ny olona nahita ny fisosohan'ilay vahiny tsy fantatra teo amin'ny toeran' ny filoha. 6Fisalovanana eo anoloana: Mahasosotra ahy ny fisosohanao eo anoloako. 7Fitsabahana amin'ny raharahan'ny sasany: Tsy ilaiko akory ny fisosohanao amin' ny raharahako. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|