|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisononohana |
| Fototeny | 2sononoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandehanana moramora tsara tsy misy mitsamboamboatra: Ny fisononokan'ny na fisononohan'ny lakana.
5. 6Fizoran'ny fiainana na ny raharaha milamina tsara: Ny fisononohan'ny fiainana no anisan'ny fahasambarana eto an-tany. 7. [1.1] |
| Tovy hevitra | 8fisononoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|