|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisongadinana |
| Fototeny | 2songadina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fiavahana tsara, fivongadinana: Ny ahy, ny mba tiako ho tsapa, dia ny fisongadinan'ny tombombarotra amin'ity varotra ataontsika ity.
5. 6Fiboridanana: Mahamenatra ny fisongadinan'ilay tovolahy mamo teo ampovoan'ny arabe. 7. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 8 fisangodinana, 9 fisongadinana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|