|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fisoka
Fototeny  2soka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba, toetran' ny zavatra misoka, na miroboka ao anaty rano. [1.1]

Teny iditra (2/2)5 fisoka
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny anglisy  7a corner where chickens are kept; a low very poor house. [1.7]

Fivaditsoratra  8 fisoka, 9 kifosa, 10 sikafo, 11 sokafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12