|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fisoitra |
| Fototeny | 2soitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina misoitra, misavasava ny lavenona na ny vain'afo amin'ny hazo kely mba hirehetan'ny afo tsara..
5Azo soirina. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fisoitra |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8corne pointue..
[Tankarana]
[1.19] |
| Fivaditsoratra | 9 fisoitra, 10 fisorita, 11 fisotria |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|