|
|
|
|

Teny iditra1 fisiontsionana
Fototeny  2siontsiona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fivezivezena atsy sy ary; fandehanana somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina.. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fisiontsionana, 6 fisointsoinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12