|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisingorana |
| Fototeny | 2singotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fahavoazana amin'ny tadivavarana: Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby.
5. 6Fahavoazana mafy, fahasahiranana izaitsizy noho ny...: Sady maharary no mahamenatra ny fisingoran'ny volan'olona. 7. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|