|
|
|
|

Teny iditra1 fisikinana
Fototeny  2sikina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fitafiana. [Tanosy] [1.78]
5Fanaovana sikina, famehezana lamba manodidina ny valahana: Tsy zava-tsarotra akory ny fisikinana, fa afehy manodidina ny valahana fotsiny ny lamba.
6
.
7Fiomanana, fivononana fatratra: Inona indray no handrasana? Tsy efa vita ve ny fisikinanareo amin'itỳ asa itỳ? . [1.1]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  9Randzavola: fisikinana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  10 fikisinana, 11 fisikinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02