|
|
|
|

Teny iditra1 fisetrasetrana
Fototeny  2setrasetra
Sokajin-teny  3 anarana
Fitokoavana  4 Olona matanjaka sy mahery fo ihany I Dada fahiny izay, nefa tsy nahaleo ny fisetrasetrana nahazo azy teo amin' ny fiainana maha tantsaha azy: maty namela antsika ho kamboty izy. [2.470#]
Fanazavàna teny malagasy  [2.470#]
Ohatra  5 Olona matanjaka sy mahery fo ihany I Dada fahiny izay, nefa tsy nahaleo ny fisetrasetrana nahazo azy teo amin' ny fiainana maha tantsaha azy: maty namela antsika ho kamboty izy. [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12