|
|
|
|

Teny iditra1 fisesehana
Fototeny  2sesika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fidirana mirohotra an-keriny: Tsy tafiditra tao amin'ny trano fanaovam-pety aho noho ny fisesehan'ny olona.
5
.
6Hafenoan-javatra be loatra toa naiditra natao letrezana: Tsy ahitana hipetrahana ny fisesehan'ny entana ato an-tranonareo.
7
.
8Fihinanana manao be ambosika: Harary ity zaza ity noho ny fisesehany hanina be loatra.. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12