|
|
|
|

Teny iditra1 fisendahana
Fototeny  2sendaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiendahana: Fisendahan'ny hodi-kazo.
5
.
6Fiolonolonana: Hahantra Rangahy io noho ny fisendahany amin'ny be sy ny maro; hadinony angaha fa "ny olona no harena".
7
. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12