|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiseho |
| Fototeny | 2seho |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra miseho, fomba itrangan' ny zavatra iray: Samy hafa arakaraka ny fisehon' ny aretina ny fitsaboan' ny dokotera.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Manière d’apparaître.
[1.3#595] |
| Ohatra |
6 Tsy hita loatra izay antony hanaovana fanambadiana be fiseho.
[2.4#]
7 Lehilahy zokiko izy io raha amin' ny taona, mavesa-pijery ary matotra fiseho. [2.472#] |
| Kamban-teny rehetra | 8fiseho tektônika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|