|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisazohana |
| Fototeny | 2sazoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fitakiana tsy an-drariny; fakana an-keriny, tsy an-drariny: Ny fisazohany zavatr' olona no nahatonga azy higadra.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|