|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisavoanana |
| Fototeny | 2savoana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fiakarana ambony eny amin' ny habakabaka; fisondrotana, fidanganana (vidin-javatra); fahalasanana (hevitra) lavitra loatra tsy araka ny toe-javamisy.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|