|
|
|
|

Teny iditra1 fisavoana
Fototeny  2savoana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba na toetran' ny zavatra misavoana na miakatra ambony eny amin' ny habakabaka, misondrotra, midangana.
5Matetika koa anefa ny hoe "fisavoana" no fampiasa amin' ny hevitra hoe "fisavoanana": a) fiakarana eny amin' ny habakabaka: Ny fisavoanan' ny baolina; b) fisondrotana, fidanganana: Tsy hay lazaina ny fisavoanan' ny vidin-javatra ankehitriny; d) fahalasanana (hevitra) lavitra loatra tsy araka ny toe-javamisy: Asa na izaho no tsy nahazo ny fisavoanan' ny heviny no dia efa tsy anerany!. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fiavosana, 7 fisavoana, 8 fivoasana, 9 voafisana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12