|
|
|
|

Teny iditra1 fisatry
Fototeny  2satry
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina misatry, na manao araka ny sitraky ny fo, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin'ny fombampitenenana hoe "fisatry fanahy". [1.1]

Fivaditsoratra  5 fisatry, 6 fisitra, 7 safitry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12