|
|
|
|

Teny iditra1 fisatrohana
Fototeny  2satroka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaovana satroka: Tsy fahalalam-pomba ny fisatrohana ao an-tranon' olona raha mivahiny ao aminy. [1.1]

Fivaditsoratra  5 faritsohana, 6 firotsahana, 7 fisatrohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12