|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisaritahana |
| Fototeny | 2saritaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fikorontanana: Fisaritahana re izany teo an-tsena tamin' ilay rotaka farany iny!.
5Fisafotofotoana: Ahoana no hahitana izay taratasinao izay amin' izao fisaritahan' ny bokinao izao!. 6Fifaningotsingoran-tady na kofehy tsy hita lany: Jereo itỳ fisaritahan' ny kofehy: ho very andro foana eo ianao hitady ny laniny roa!. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|