|
|
|
|

Teny iditra1 fisarangotana
Fototeny  2sarangotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famikirana mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Tsy hay lazaina, hono, ny fisarangotan' ny olona maty andrano amin' ilay olona mamonjy azy. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fisarangotana, 6 fisarongatana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12