|
|
|
|

Teny iditra1 fisaorana
Fototeny  2saotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fankasitrahana noho ny soa nataon' ny hafa ny tena na ny zavatra nomen' olona ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5thanksgiving, thankfulness; the act of divorcing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6remerciement ; gratitude ; action de divorcer. [1.8]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02