|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisangotra |
| Fototeny | 2sangotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina misangotra na mioty vary ka ny salohy masaka no tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy.
5Azo sangorina. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|