|
|
|
|

Teny iditra1 fisangodinana
Fototeny  2sangodina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fihodinkodinana eo an-toerana ihany: Tsy re mihitsy ny fisongodinan' ity tandrimo.
5Fivezivezéna, fivoivoizana. [1.1]
Mpanahaka  6 fisakodinana

Fivaditsoratra  7 fisangodinana, 8 fisongadinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12