|
|
|
|

Teny iditra1 fisangeloka
Fototeny  2sangeloka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina misangeloka, miseho ho hafa noho ny rehetra, miangentsana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Manière de se singulariser. [1.3#575]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12