|
|
|
|

Teny iditra1 fisandratra
Fototeny  2sandratra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiakarana, fianihana amin' ny toerana avo, fisondrotana: Mahafinaritra ny mijery ny fisandratry ny volana eny amin' ny habakabaka.
5Fiakarana amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Matetika ny fisandratry ny olona (ny fisandratan' ny olona) amin' ny voninahitra mahatonga azy hiavonavona. [1.1]
Tovy hevitra  6fisandratana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12