|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisandoka |
| Fototeny | 2sandoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina misandoka, izany hoe milaza ny tena ho izao na izao na mihambo ho tompon' ny zavatra tsy azy akory.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 fisakonda, 6 fisandoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|