|
|
|
|

Teny iditra1 fisandohana
Fototeny  2sandoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Filazana tena ho izao na izao: Betsaka ny olon-dratsy no tratra noho ny fisandohany ho polisy.
5Fihamboana ho tompon-javatra nefa tsy izy: Voaheloka izy noho ny fisandohany ny tranon' ny rahalahiny. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12