|
|
|
|

Teny iditra1 fisamboritana
Fototeny  2samboritra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fisikinana lamba: Nanome hery ny lehilahy ny nahita ny fisamboritan' ireo vehivavy vonona hitoraka izay fahavalo mitranga.
5Fanaovana akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Nampalahelo ny nahita ny fisamboritr' izy mianaka kely nandehandeha eran' ny tanàna. [1.1]
Tovy hevitra  6fisamboritra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12