|
|
|
|

Teny iditra1 fisamboaravoara
Fototeny  2samboaravoara
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona na zavatra misamboaravoara, mihetsika mahery mitambolimbolina: Ny fisamboaravoaran' ny ranomasina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12