|
|
|
|

Teny iditra1 fisamahana
Fototeny  2samaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fivakiana misaraka roa: Mora tapahina io hazo io noho ny fisamahany.
5Fisahanana (raharaha maro): Tsy misy fotoana hipetrahany mihitsy noho ny fisamahany manao an' itsy manao an' iroa. [1.1]

Fivaditsoratra  6 famisahana, 7 fisamahana, 8 hamafisana, 9 mifañasaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12