|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisadika |
| Fototeny | 2sadika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra misadika na mihodidina ny valahana toy ny salaka: Sarotra ny fiterahan' ilay vehivavy noho ny fisadikan' ny tadim-poitran' ilay zaza nanodidina ny vatany.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|