|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisabaka |
| Fototeny | 2sabaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina misabaka namampihataka ny tongotra roa ho malalaka kokoa ny elanelany: Mampihomehy ny fisabakan' io zaza io rehefa mandeha.
5Toetran' ny zavatra misabaka: Tsy ampy ny fisabakan' ny lafiny roa amin' itỳ telolafy itỳ. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|