|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 firy
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Entina manontany ny isa: Firy ny rantsantananao? ~ Firy no isan' ny rantsantananao?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4how many? How often? [Mal.
5piro.]. [1.2]
6how many?. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7combien?. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)15 firy
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny anglisy  17coldness.
18in the provinces it means grief, sorrow. [1.2]
Voambolana  19 Ontam-po
Tovy hevitra  20firifiry

Teny iditra (3/3)21 firy
Sokajin-teny  22 anarana
Fanazavàna teny malagasy  23farikivy. [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11