|
|
|
|

Teny iditra1 fironana
Fototeny  2rona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fihilanana, firaikana, fitongilanana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5inclinaison. [1.3#546, 1.13]
Ohatra  6 Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina. [4.27#]

Fivaditsoratra  7 fanorina, 8 fironana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12